Miarahaba
antsika rehetra tonga mitsidika ity tranokala ity.
Ny matoan-dahatsoratra
harosoko anareo androany dia ny mikasika ny atao hoe: Marketing de réseau.
Mamerina ny
fiarahabana hatrany ny tenako.
------------------------------------------------------------------------------------------------------
Ny Orinasa STIFORP (Filiale - 67Ha Sud) dia mitady olona
maro L/V +20ans hiasa, hanao marketing de réseau.
Karama: 2.000.000 Fmg à 3.250.000 Fmg
Fepetra ilaina: Mahay informatique kely sy internet
kely
Raha mila fanazavana fanampiny:http://falifaly.blogspot.com/2013/06/asa-sur-internet-marketing-de-reseau.html
Raha
hisoratra anarana, antsoy ny laharana: 033 11 988 67
------------------------------------------------------------------------------------------------------
Maro amintsika ny manontany ny atao hoe: Marketing de réseau.
Ny atao hoe: marketing de reseau amin'ny heviny tsotra sy
mahitsy raha amin'ity asa ity no jerena dia «Fifampivondronan’olona hifanampy,
hifamelona, ary hikatsaka ny tombon-tsoan’ny be sy ny maro ary mankany amin’ny tsirairay
avy isam-batan’olona avy eo. "
Ny anton'asa eo anivon’ny orinasa STIFORP dia ny fampiroboroboana
ny isan'ny mpiasa eo aminy, izany hoe : mitady mpiasa hiditra hiasa
amin'ny orinasa ny mpiasa iray.
Ny
fanontaniana mipetraka dia ny hoe: Ahaona no hisian’ny vola amin’izany?
Tsotra ny
valiny:
Ohatra:
Ny tenako dia
manam-pikasana hanangana Orinasa miaina malalaka ao anatin'ny Marketing de
reseau.
Marihina fa
ny marketing de reseau eto raha tiana hitondra voka-tsoa dia tsy maintsy misy fandraisan’anjaran’
ny tsirairay avy (Investissement personnel)
1 - Mitady
olona iray (1) ny tenako. Omeko asa izy, ny asa ataony dia mitady olona hiasa
eo anivon'ny orinasako.
2 - Mahita
olona enina (6) ohatra izy. Ireo olona 6 ireo mila mandoa droit
d'inscription, ohatra : 10.000 ar.
3 -
Karaman'ilay nampiditra, 5.000ar isan'olona. Ny 5.000ar ambony kosa an'ny
société.
4- Afaka
mampiditra olona na firy na firy ny olona iray, fa 5.000ar isan'olona foana ny
azy.
Mahita
olona 100 izy dia mahazo 500.000ar.
5- Ireo
olona enina (6) manaraka kosa dia manao torak'izay ihany, mahazo 5.000ar
isan'olona izay entiny miditra hiasa ao amin'ny orinasa.
Fehiny, nanao
Investissement 10.000ar ny olona iray nefa avy eo mahazo hatrany amin’ny 500.000ar.
Raha miray hina izany isika, dia mora mahazo vola vetivety ny tsirairay.
Ny orinasa STIFORP kosa dia manao toy izay. Orinasa
lehibe any ivelany izy io: www.stiforp.com
Raha
miditra amin'io ianao dia afaka mahazo 2 à 3 millions Fmg na mihaotra lavitra aza.
Ny mampihavaka
kely azy fotsiny amin'io fanazavako eo ambony io dia: 49.89$ (environ 600.000
fmg) ny droit d'inscription eo anivon'ny orinasa.
Sarotra anefa
ny ahafahantsika malagasy manakatra izany. Vitsy ny mahatakatra.
Noho izany
- namolavola hevitra izahay - ny olona iray vonona hiditra ao amin’ny orinasa STIFORP
dia natao hitady olona enina (6), ka ny enina (6) tsirairay dia mandoa frais de
dossier 100.000Fmg avy = 600.000fmg.
Figure représentative
Rehefa
mahafeno 600.000fmg izany ny olona iray(1), na koa nahita olona enina(6), dia
mahazo compte eo anivon'ny orinasa Stiforp ary mahazo VISA MASTER CARD maimaim-poana
ahafahany maka ny volany eo anivon'ny Bank eto an-toerana (BFV-SG, BNI, BMOI...)
NB: Ampianarina ianao manao transfert ny volanao
amin'ny www.stiforp.com mankany amin'ny carte de visa_nao
Raha manao
commande an'ilay VIsa Master Card ianao androany, dia afaka tapa-bolana ilay
izy tonga any aminao.
Avy eo,
rehefa mahita olona enina (6) avy ireo olona enina (6) notadiavinao, dia mahazo
25$ x 6 = 125$ ianao = 1.875.000Fmg.
Tsy ferana
ny olona hampidirina na firy na firy, fa enina fara-fahakeliny ahafahana manao
ny frais de dossiers_nao.
Raha mahita
olona 10 ianao => 25$ x 10 = 250$ = 3.125.000Fmg.
Mino aho fa
tsy hisy hiteny indray eto hoe: ARNAQUE ITO,
Asa sur
internet izy, ary ireny annonce amin’ny gazety job “ASA SUR
INTERNET” ireny dia resaka reseau marketing toy izao. 45.000fmg ny saran’ny
publication iray. Angamba tsy misy handany vola hanao publication 45.000Fmg
amin’ny gazety izany ny olona raha toa ka arnaque ilay izy. :-D :-D :-D
Izay ry 'zareo
hajaina no tiako hozaraina aminareo tamin’ity lahatsoratra ity. Misaotra namaky
azy hatramin'ny farany.
Raha liana
ianao dia ireto avy ny zavatra ilaina:
CV
- Certificat de résidence - sary tapaka 1 - photocopie CIN
Frais de dossiers:
100.000 Fmg
Frais
d'encadrement: 10.000 Fmg
Raha
hisoratra anarana ianao dia antsoy ny laharana: 033 11 988 67
MISAOTRA INDRINRA TOMPOKO.
Maninona ra tonga d manangana marketing de réseau hafa mits fa tsy atao an'zan hoe Filiale Stiforp zan le izy fa tsy possible io zvt ataonareo io. Raha tsy mahita ol 6 zan le ol d mankaiza ny volany?
RépondreSupprimerAry maninona no misy CV-certificat de résidence- sary tapaka sphotocopie zan befa adresse mail sy droit d'inscription miampy abonnement un mois izany hie 49.95$ FOTSINY no ilaina rehefa misoratra anarana ao @ Stiforp TENA IZY????
Aza dia mamitaka vahoaka e!
Piramide ndray e!!
SupprimerAiza koa no izaho hitady asa indray ve no handoa vola? Corruption ange izany e! Mbola ho avy ao ny Bianco sy ny Fisc, sns e... hein...
Fa angaha moa tsy manao entretien, dia manao test dia raha lany dia miasa?
Nisy namako efa roboka tao amin'ny io 67ha io (akaikin'ny "parking"). Efa napitandrina azy aho fa genre GTC indray io. Tsy nety moa izy fa roboka ny karama be ka tsy maninona na andoha kely aza. Tamin'izany ny karama hono Ar 500 000, dia naloha ary ilay Ar 20 000. Tamin'izany tsy maintsy olona folo ao anatin'ny iray volana no tadiavina, izay hono vao voaray miasa. Dia hita ary ireo olona folo (nandoha Ar 20 000 avy). Dia aveo indray, tsy maintsy mahita olona folo avy hono ireo olona folo hita teo ireo ao anatin'ny iray volana izay vao mandray an'ilay karama raikitra. Dia maro no kivy sy niàla an-dàlana nefa ny Ar 20 000 non remboursable. Jononareo ny olona satria ny asa efa tsy misy, ny karama teneninareo ambony be, tsy mampaninona azy ny hanao sacrifice handoha ilay Ar 20 000. Kanefa ny lohan'ny piramide no mahazo be.
Tadidio fa tsy ho baranahiny eto foana ange ny firenena e...
tsy milamina ity kandra ity ry ZOKY fa very ao ny avolanarao a!
RépondreSupprimerilay asa atao amin'io orinasa io ary tsy misy kory. ny olona no asaina mandoa vola dia avy eo olonkafa izay hitany (ilay hoe 6 tadiavina farafahakeliny) no asaina manolo ny vola naloanao le 100 000fmg naloanao ho an'ny orinasa STIFOPL io. Ianao nampiditra indray no lazain'ny olona nampidirinao fa mpisoloky avy eo.
RépondreSupprimerIanao tsy ahita olona 6 hijabaka amin'io izany.
resaka manidina fotsiny io visa sy mastercard gratuit io fa tsy misy olona mahazo an'ireny izany raha tsy any am banque ary any antoerana mihitsy.
Fehiny: FISOLOKINA FOTSINY INTONY marketing de reseau pyramidal intony FA AZA MORA REBIREBENA !!!
Ny mampalahelo dia ny olona efa tsy an'asa no mora voajono @zavatra tahaka izao. Voan'ny fampandriana adrisa sy fampanantenana karama be kanefa ny kely ananana indray no lasa!!
RépondreSupprimerHamafisiko!! AZA MORA REBIREBENA
Aza mamitaka olona tahaka io fa jereo ny BODERKNAR MLM dia manaova inscription ao amin'ny raknaraction1.blogspot.com satria ianarana io MLM io fa tsy maimay ny haka volan'olona fotsiny ary ampiana @ torohevitra rehetra izy!
SupprimerRaha izaho manokana aloa dia sadaitra handoa vola izany raha hitady asa, fa eloako ny ahy nanjono 0.01$ par click @ n'ireto site manaraka ireto dia avy eo mampanofa filleuils, telo volana izay no nanaovako izany dia hitako fa miakatra hatrany ny vola raisiko, ireto avy ireo sites : Neobux , Zapbux , Gladbux
RépondreSupprimerTsy mety io système io eto madagascar, fa manjary isika samy isika indray no mifamitaka !! za zao manao profits25, tsy mampaninona ahy mitsy ny mandoa 100 $ investissement ! Za koa alou aleo manao neobux sy ojooo e !!
SupprimerZay mitsy le izy !! Mbola tsy mety eto Mada io système pyramidal io satria isika samy isika no mifanabotry eto, le neobux sy ny goldenclix sns aloha milay e
RépondreSupprimer